- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversIvato : Sokatra 45 isa hita teny amoron-dalana

Ivato : Sokatra 45 isa hita teny amoron-dalana

Ny talata lasa teo no tra-tehaky ny zandary nanao fisafoana teny amin’ny tanànan ‘i Mandrosoa-Ivato ny sokatra miisa 45, izay narian’olon-tsy fantatra teny amoron-dalana. Raha ny fanadihadiana tsotsotra natao moa dia mety ho ambin-tsokatra tamin’ny ilay naondrana an-tsokosoko farany teo ity, ka mety ho tsy omby tao anaty valizy intsony, ary izao nariana teny amoron-dalana izao . Efa natolotra ny « Police de l’ Air et des Frontières »(PAF) teny Ivato moa ireo sokatra ireo.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser