- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversOniversité GSI : Fivoahan’ny andiany Sangany

Oniversité GSI : Fivoahan’ny andiany Sangany

Ny sabotsy lasa teo no nivoaka tetsy amin’ny A&C Ivato ny mpianatra miisa 300, izay marihina fa andiany faha-5, tao anatin’izay 12 taona niorenan’ny sekoly izay. Ny manamarika ity andiany ity moa dia mbola misy ao amin’ny taona faharoa, noho izy manana ny sampana Multi-media sy Communication ary ny Management sy BTP, Izay marihina fa mbola ny ao amin’ny GSI irery no misy izany eto Madagasikara. Miara-miasa akaiky amin’ny Madavision izy ireo, ka aorian’ny fahazoana diploma dia efa misy ny asa miandry ireto ankizy ireto.

Alem

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser