- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversONN Mananjary : Ady amin’ny tsy fahanjarian-tsakafo, olona  2 264 manao  asa  tagnamaro

ONN Mananjary : Ady amin’ny tsy fahanjarian-tsakafo, olona  2 264 manao  asa  tagnamaro

Nosokafan’ny Lehiben’ny Distrikan’i Mananjary tamin’ny fomba ôfisialy omaly, ny fanombohan’ny hetsika asa tagnamaro karakarain’ny ONN Mananjary; izay haharitra dimy andro, ka olona  2 264 mandray anjara amin’ny asa fanadiovana tanàna, fanadiovana ireo tata-drano, ary fanamboaran-dàlana no nomena vary 2,5 kg isan’olona, isan’andro ho tambin’ny asan’izy ireo. Nambaran’ny tompon’andraikitry ONN Mananjary, fa natao hanampiana ireo olona sahirana sy hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ity hetsika ity.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici