- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025
AccueilFaits-DiversTaxibe Tana-Ivato : Fiara 53 voasazy, mpiasa 17 tsy mahazo miasa, «...

Taxibe Tana-Ivato : Fiara 53 voasazy, mpiasa 17 tsy mahazo miasa, « licence » 32 isa nosotomina

Vokatra ny tsy fanarahan-dalàna nataon’ireo mpamily « taxibe » amin’ny zotra D mampitohy an’i Vascoss sy Ivato (Tana-Ivato), dia fiara fitateram-bahoaka miisa 53 no voasazy. Raha ny vaovao voaray, dia fiara sy ny mpiasa 17 voasazy tsy mahazo miasa ao anatin’ny telo andro. Mpamily miisa 32 nosotomina ny taratasy fahazoana miasa na « licence », ary nahato tsy mahazo miasa mandritra ny folo andro ny fiara sy ny mpiasa. Saofera efatra kosa no voasitona tanteraka ny taratasy fahazahoan’ny mamily fiara. Angatahin’ny maro ihany koa ny tokony mba hijerena akaiky ny zotram-pitaterana 194, 163 izay mpitaraina tokoa ny maro amin’ny fanarihana an-dalana ny mpandeha.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

4 Commentaires

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici