- Publicité -
samedi, septembre 20, 2025
AccueilFaits-DiversFetim-piangonana : Trinite Masina Avaratranjoma

Fetim-piangonana : Trinite Masina Avaratranjoma

Manasa antsika zanaky ny Fiangonana  eto an-toerana sy ny any am-pielezana hankalaza ny fetan’ny Trinite ny alahady 15 jiona 2014. Hanomboka amin’ny 8 ora sy sasany ny fotoana miaraka amin’ny voka-dehibe sy fandraisana ny fanasan’ny Tompo. Izany dia eo ambanin’ny fitarihan’ny Monseigneur RANARIVELO Samoela Jaona, evekan’ny Diosesy. Ny tolakandro kosa dia hisy ny kaonseritra klasika lehibe izay hotontosain’ny Amboaram-peo (ATMA) manomboka amin’ny 3 ora sy sasany. Manantena ny fahatongavantsika rehetra.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser