- Publicité -
vendredi, novembre 21, 2025
- Publicité -

Tapatapany

# Andohalo. Roalahy naratra nitaingina bisikileta. Afakomlaly, ankizy roalahy nitaingina bisikileta teny Andohalo no fantatra fa naratra mafy tokoa. Tsy nisy “frein” ilay kodiaran-droa ary dia namantana tany amin’ny tamboho ireo ankizy. Nentina haingana tany amin’ny hopitaly izy ireo.

# Ambohimahitsy. Trano roa kilan’ny afo. Nisy haintrano niseho teny Ambohimahitsy, omaly tokony ho tany amin’ny 8 ora maraina tany ho any. Vokany, trano roa no indray potika tamin’izany. Ny iray trano hazo, izay niandoahan’ny fahamaizana, ary ny faharoa trano biriky. Afon-tsaribao tsy voavono ny voalaza fa rangory fototry ny fahamaizana.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser