- Publicité -
samedi, septembre 26, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversItaosy : Dinikasa hanatsarana ny fandriam-pahalemana

Itaosy : Dinikasa hanatsarana ny fandriam-pahalemana

Nanao dinikasa niaraka tetsy amin’ny biraon’ny kaominina, ny alarobia teo, ny polisy sy ny Ben’ny tanàna tetsy Ambavahaditokana, ary ireo sefo fokontany sy vaomieran’ny fandriampahalemana. Anisan’ny nodinihina tamin’izany ny fandriampahalemana iadiana amin’ireo vaky trano sy hala-botry isan-karazany, fa indrindra ihany koa fiatrehana ny fetin’ny fahaleovan-tena, ka hametrahana ireo paik’ady ho fisorohana ny fanafihana.

Alem

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser