- Publicité -
dimanche, septembre 14, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBois de rose : Hisy fanondranana ato ho ato

Bois de rose : Hisy fanondranana ato ho ato

Raha mitombina ny vaovao nampitain’ny olon-tsotra avy any amin’ny faritr’Antanambe, distrika Mananara, dia hisy fanondranana andramena ato ho ato. Io loharanom-baovao izay nanome hatramin’ny sary aza, dia nilaza fa hiala ao amin’io toerana io amin’ny 24 jiona izao ny fiara izay hitatitra ireo hazo sarobidy mankany amin’ny sambo. Efa fantatr’ireo olona hatramin’ny tompon’ny andramena ihany koa ary nanintona ny mpitandro ny filaminana izy ireo mba hijery akaiky ny raharaha.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser