- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversMananjary : Kandidà IRK ao Marosangy MD

Mananjary : Kandidà IRK ao Marosangy MD

Rehefa niakatra Fampanoavana tao amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Mananjary ny atontan-taratasin’ady momba ny fanodinkodinana volam-bahoaka mahakasika ny Ben’ny tanàna teo aloha tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Marosangy, Distrikan’i Mananjary, ka nahavoarohirohy an’ity kandidà IRK amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna hatao amin’ny 27 novambra 2019 izao sy ilay Sekretera mpitam-bolan’ny Kaominina, dia nivoaka ny didy savaranonando. Raha ny vaovao voaray, dia samy notanana am-ponja vonjimaika nanomboka afak’omaly izy roa lahy ireto.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici