- Publicité -
mardi, novembre 11, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMoramanga : Tokantrano maromaro nasesin’ny jiolahy notafihana

Moramanga : Tokantrano maromaro nasesin’ny jiolahy notafihana

Jiolahy 8 nitondra basy sy zava -maranitra no nanafika ny tokatranon’ny mpandraharaha iray tao amin’ ny fokontany tsarafasina tokony ho tamin’ ny  misasakalina, nandritra ny antsasakadiny teo  no niodikodinany nanao izay hidirany fa tsy tafiditra izy ireo, tao anatin’ ity fotoana  ity no nifanena  tamin’ ny mpiara monina, izay nisian ‘ny fifandonana ka naharatrana lehilahy iray. Nanohy ny diany tao amin ‘ny fokontany ambohitranjavidy ora iray no faharetan ‘ ny fanafihana tao, mpivarotra roa no nazahoan’izy ireo vola manodidina ny roa tapitrisa ariary niampy  ireo firavaka isan- karany ary nahavoatifitra tovolahy iray teo amin’ny  tongony. Efa manao ny asany ireo mpitandro filaminana eto an- toerana.

Cathy

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici