- Publicité -
mercredi, août 20, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAkon’ny rivodoza « Belna » tany Antsiranana : Nikija be ny orana,...

Akon’ny rivodoza « Belna » tany Antsiranana : Nikija be ny orana, dobo rano ny tanàna

Nikija be ny orana noentin’ny rivodoza « Belna » nandritra ny roa andro tao an-tampon-tanànan’ Antsiranana, ka Fokontany maro ankehitriny no dibo-drano tanteraka, toy ny ao Tanambao Tsena sy Tanambao II, . . . Raha ny vaovao voaray, noho ny tsy fahampian’ ireo tatadrano sy lakan-drano ivarinan’ny rano sy ny fahanteran’ ireo fotodrafitr’asa no tena antony nahatonga ny rano miandrona miavosa mameno tanàna. Mavesatra amin’ny mponina ny zava-misy, ka mila tolo-tanana avy amin’ny fanjakana foibe ny any an-toerana.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici