Araka ny nitanterana azy omaly, eo amin’ny 40 eo ireo olona tratra nivarotra sy nifoka rongony teny amin’ny faritra IVO Isotry. Natolotra ny Fampanoavana avokoa izy ireo. Tsiahivina fa ankotra ireo olona nosamborina, nisy koa ny fahatratrarana tanaty gony miisa 40 zava mahadomelina teny an-toerana.
r.s.