- Publicité -
vendredi, juillet 4, 2025
AccueilFaits-DiversMaevantanana : Nanolana dia novonoin’ny olona

Maevantanana : Nanolana dia novonoin’ny olona

Lehilahy iray izay tsy misy mahalala ao an-tanàna akory no nisy namono, rehefa nisy niteny ho nanolana vehivavy iray 18 taona. Tao amin’ny fokontnay Bokarano, Maevatanana no nitrangan’izany vonoan’olona izany ny alarobia lasa teo. Nalevin’ny olona tao amin’ilay tanàna ihany izy rehefa avy novonoina.

D.R.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser