- Publicité -
jeudi, janvier 29, 2026
AccueilFaits-DiversTsy fanarahan-dalàna : Tratra indray ilay fiaram-panjakana

Tsy fanarahan-dalàna : Tratra indray ilay fiaram-panjakana

Fiaram-panjakana iray no nametahan’ny kaominina irony fitaovana fampijanonana apetaka amin’nykodiarana irony mba hanakanana azy tsy hihetsika satria nijanona tamin’nytoerana tsy tokony hijanonana. Araka ny fantatra dia efa tratra nanao fandikan-dalànan’ny fifamoivoizana ihany koa ity fiara ity tamin’ny volana febroary 2019. Fisongonana tsy ara-dalàna no nanenjehana azy tamin’izany ka nahavoasazy ny mpamily sy ny manam-pahefana mampiasa ity fitaovam-panjakana ity. Voarara tsy hivezivezy intsony aza ity fiara ity tamin’izay. Izao anefa dia izao izy mbola tratra izao indray.

T.M.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

S'abonner à notre newsletter