- Publicité -
dimanche, septembre 6, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAnalamahitsy : Mpanendaka tratran’ny olona, nahantona tamin’ny taxi-be

Analamahitsy : Mpanendaka tratran’ny olona, nahantona tamin’ny taxi-be

Tranga iray tetsy Analamahitsy omaly alina. Irony mpanendaka tanaty fiara irony no voasambotr’ireo mpandeha, raha teo am-pisintonana finday. Tsy afa-niala intsony ary notaritarihina eran’ny làlana. Avy eo dia natolotra ny mpitandro filaminana . « Misimisia ny toy izany …» hoy ny olona.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici