- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversAdy amin’ny valan’aretina coronavirus : Nanolotra fitaovana  ny Orinasa Ambatovy

Ady amin’ny valan’aretina coronavirus : Nanolotra fitaovana  ny Orinasa Ambatovy

Natolotra NY andron’ny alakamisy 26 martsa 2020 tao amin’ny hopitaly  eto Moramanga na C.M teo  aloha ireo fitaovana maro  hampiasaina amin’ity aretin- dratsy izay hiarahan’ny olom- pirenena miara- miatrik’ady izao. Manana ny  anjara  toerana eo amin’ity orinasa lehibe ity ny  sosialy sy ny  fiaraha- monina  Malagasy. Orinasa tsy mijanona amin’ny tanjony manokana fa mijery ny  maha olona hatrany. Nankasitraka  ireo tompon’andraikitra tonga nanatrika satria hampiasaina amin’ireo toerana voatokana ireo fitaovana no tena nanampy ny  mpiasan’ny fahasalamana tokoa ny  fahazoana fanampim- pitaovana. Ho fiaraha- miasa dia hampita ny  vaovao avy any amin’ny orinasa ihany koa ny  tompon’andraikitra.

Cathy

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici