- Publicité -
lundi, mai 12, 2025
AccueilFaits-Divers« Centre de formation des techniques agricole » : Vaky bantsilana ny...

« Centre de formation des techniques agricole » : Vaky bantsilana ny marina rehetra ao Analamalotra

Nitafa tamin’ny mpanao gazety ny “Ceftar” na « Centre de Formation des Techniques agricole ». Toerana faha-3 ny tao amin’ny ivon-toerana Ceftar hametrahana soso-kevitra ny toerana fahamehana. Mahazaka eo amin’ny toerana 200 ny toerana nofidina hametrahana ny ivon-toerana safidim-bahoaka. Izay marary tsy misy soritr’aretina eken’ny lisitra miabo no ekena hiditra ao anatin’ireo lisitra efa vonona ireo. Miisa 200 ireo lisitra efa vonona amin’izany, izay isika no manamboatra ny lalan-kizorana anatiny. Miisa 60 kosa ireo nentiny tamin’izao vaovao tsy misorona izao, satria efa tsy an-katoka izany intsony ny ranom-bary, fa efa an-dohalika ka tsy mitsaha-mitombo ny tsimokaretina Covid-19. Tsy mitsaha-mitombo ny fahamatoran’ny Covid-19 eto Toamasina. Ho an’i Roland Ratsiraka, dia 2.200 ny « masque » vonona ifampizarana, ny 1.000 kosa dia natokana ho an’ny fizahantany eto Toamasina. Ny 200 amin’izany dia natokana ho an’ireo mpanao gazety, ka ny 500 natokana ho an’ny hopitaly be araka ny fanapahana nataon’i Roland Ratsiraka. Ny “viseur” miisa 15 kosa dia natokana ho an’ireo tena voamafy amin’ny valanaretina eny amin’ny hopitaly, ka ireo mpitsabo tena mila izany no mampiasa azy amin’ny asany isan’andro.

Malala Didier

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici