- Publicité -
mercredi, septembre 9, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversHira fiderana : Ny Mpitory ao amin’ny FJKM Atsimon’Imahamasina

Hira fiderana : Ny Mpitory ao amin’ny FJKM Atsimon’Imahamasina

Ho fanomanana ny fandraisan-tànana ny Mpitandrina ao amin’ny FJKM Ambohipeno dia mikarakara rindrankira ara-pilazantsara ity Fiangonana ity rahampitso alahady, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ao amin’ny FJKM Atsimon’Imahamasina. Mpanakanto ara-pilazantsara sy antoko mpihira maro no hanatanteraka izany, ka isan’izany Ny Mpitory, ny FAF, Ny Ntsantan’Imahamasina, ary Ny Tanora Fanantenana.

R.Edmond

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser