- Publicité -
mercredi, septembre 9, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFJKM Amboniloha Jerosalemako : 150 taona niorenana

FJKM Amboniloha Jerosalemako : 150 taona niorenana

Ho fanomanana ny fankalazana ny jobily faha-150 taona niorenan’ny fiangonana FJKM Amboniloha-Jerosalemako, dia hisy ny fampitana ny andinindininy amin’ireo mpino ny asabotsy 26 jolay amin’ny 3 ora folakandro ao am-piangonana ihany. Hasaina ho tonga maro amin’izany ny mpianakavin’ny finoana.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser