- Publicité -
mercredi, juillet 2, 2025
AccueilFaits-DiversArivonimamo : Jiolahy nahatratrarana basy sy grenady

Arivonimamo : Jiolahy nahatratrarana basy sy grenady

Voasambotry ny polisy ny lehilahy iray fantatra fa mpanambaotra, na ny marina kokoa mpandroba teny amin’ny faritra Arivonimamo. Rehefa voasambotra izy dia tratra tany aminy ny basy iray sy grenady. Ny vaovao voaray no nahafantarana fa manana akanjona miaramila ity olona ity. Ireny fitondra amin’ny sakoraka ireny. Tao ihany koa no nahitana akanjo miaramila ary Tee-shirt miaramila ambony. Efa ela no nanjonoan’ny polisy ity lehilahy ity. Manana tenue camoufflé ambony izy. Ireo fanamiana miaramila ireo dia takonany fanamiana sivily rehefa anaovany. Natao ny fisavana ny tranony fa tsy nahitana na inona na inona. Ny vadin’ity lehilahy ity no nanazava fa izy dia zanaka zandary nisotro ronono efa maty ka fitaovan-drainy ireo hita tany amin’ny vinantolahiny ireo.

Nangonin’i r s

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser