- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversSabotsy-Namehana : Mirongatra ny asan-jiolahy ao Andrefantsena Iadiambola

Sabotsy-Namehana : Mirongatra ny asan-jiolahy ao Andrefantsena Iadiambola

Tato ho ato dia nahitana hala-botry sy fanendahana tao Andrefantsena-Iadiambola ao amin’ny kaominina Sabotsy-Namehana. Ny sabotsy hariva lasa teo sahabo tamin’ny 8 ora sasany tany ho any dia nisy fanendahana narahana vono tamin’iny Faritra voalaza etsy ambony io. Nendrasany efa eo akaikin’ny vavahadibe hidirana amin’ny trano izay somary maizimaizina no nanarataon’ny jiolahy ny asa ratsiny. Taitra ny tompontrano raha nahare zavatra tao nidoboka be ka namoa an’ilay vavahady. Rifatra nandositra ilay mpanendaka vao nahita izany, ny manodidina rahateo efa nanomboka nivoaka. Marihana fa naratra mafy ilay tovolahy izay miasa amin’io trano io ary voatery nampidirina hopitaly notsaboina. Tsy vao volohany io toe-javatra io.

Dominique R.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici