- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversAmpefiloha : Polisy sivily nahatratra mpanendaka

Ampefiloha : Polisy sivily nahatratra mpanendaka

Mety ary tena mahomby hatreto ny fiasan’ny polisy sasany izay manao fanamiana sivily ary mifangaro amin’ny olona. Tetsy Ampefiloha ka hatreny Manarintsoa, tsy nampoizin’ny mpanendaka mihitsy ny fisafoana nataon’ireo. Tokony ho tamin’ny enina hariva raha nandalo teo amin’ny faritra antsoina hoe « Vorodamba » ireo polisy no nahita telo lahy nanendaka. Raikitra ny fanenjehana ary voasambotra ny iray tamin’ireo. Mbola karohina ny roa hafa izay efa fantatra nandritry ny fanadihadiana. Ilaina miditra any anelakelan-trano ary manao fanamiana sivily ny polisy mba hisamborana ireo olon-dratsy.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici