- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohijatovo : Vehivavy roa namaky trano

Ambohijatovo : Vehivavy roa namaky trano

Vitan’izy roa ny dika mitovin’ilay fanalahidin’ny trano novakiany. Azo lazaina ho mpamosavy malemy izy ireto satria namany, mpampiantrano azy ireo matetika, ihany no nivadihany. Mbola mpianatra ny tompon-trano ary tamin’ny fotoana nandehanany tany an-tsekoly no niverenan’ireo olon-dratsy tsimoramora tao. Efa nomanina ny famakian-trano satria hatramin’ny fanalahidy aza dia fa vitan’izy ireo ny nanamboatra izany. Nosamborina teny Ambodirano izy roa raha teo Androndrakely no nisian’ilay vaky trano. Voaverina ny entana rehetra izay efa namidin’ireo tamin’ny mpividy halatra. Natolotra ny fampanoavana ary samy nidoboka am-ponja noho ny halatra izy roa vavy.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici