- Publicité -
jeudi, juillet 10, 2025
AccueilFaits-DiversBakalorea : 55% ny taham-pahafahana tao Toliara

Bakalorea : 55% ny taham-pahafahana tao Toliara

Rehefa nandrasana fatratra nandritra ny andro maromaro, dia nivoaka afak’omaly ihany ny valim-panadinana bakalorea ho an’ny faritanin’i Toliara, ka nahatratra 55% ny taham-pahafahana tamin’ity taona ity, raha 41% izany tamin’ny taon-dasa. Amin’ireo distrika miisa 21 mandrafitra ny faritanin’i Toliara, dia ny distrikan’i Betroka no distrika lohalaharana sy mendrika indrindra, satria nahatratra 83% ny taham-pahafahana tao amin’ity distrika mbola faritra mena amin’ny asan-dahalo ity. Raha tsiahivina dia mpiadina voasoratra anarana miisa 20 401 no niatrika fanadinana bakalorea tamin’ity taona ity.

Nahoda

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici