- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversToliara - Fisolokiana : Vadina pasitera naka Ar 2 tapitrisa tamina mpandraharaha,...

Toliara – Fisolokiana : Vadina pasitera naka Ar 2 tapitrisa tamina mpandraharaha, najavona

Tsy kely lalana ary tsy misy tandroka ny ratsy amin’izao fa hatramina vadina pasitera mpitondra fiangonana tsongoim-bolo an-tanàna avy no misoloky. Mpandraharaha iray monina ao Toliara no lasibatra roa tapitrisa ariary. Raha ny fanazavana nomen’ity mpandraharaha ity tamin’ny tafa nifanaovana taminy omaly naraina dia nilaza ity ramatoa ity fa nindram-bola amin’ny banky izy, kanefa mila antoka, ka izany no ilany ilay volabe. Natoky azy ilay mpandraharaha fa vadina pasitera izy ary nanao taratasy fifanarahana izy roa, ary nisy ny vavolombelona tamin’izany, raha ny fanazavany hatrany. Rehefa tonga anefa ny fotoana nifanaovana hamerenam-bola, ny talata teo, dia tsy hita ny najavonan’ity ramatoa vadina pasitera ity.

Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser