- Publicité -
mardi, septembre 23, 2025
AccueilFaits-DiversIhosy : Paraky gasy 208 kg sy toaka gasy 140 litatra tra-tehaka

Ihosy : Paraky gasy 208 kg sy toaka gasy 140 litatra tra-tehaka

Noho ny fanomezan’olon-tsotra tsara sitra-po loharanom-baovao marim-pototra ny mpitandro filaminana, fiara mpitatitra iray mampitohy an’i Fianarantsoa sy Ilakaka no saron’ny Zandary misahana ny fifamoivoizana an-dalambe ao Ihosy, nitondra paraky gasy milanja 208 kilao sy toaka gasy 140 litatra nafatratra tao anaty « bidons » miisa fito, tao Ankadilanambe, ny sivy novambra  teo. Tsy nisy taratasy avokoa ireto entana voarara tra-tehaka, ka nongiazana ary nentina natao famotorana tany amin’ny biraon’ny BPR ireo olona nitondra ireto paraky sy toaka gasy.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici