- Publicité -
lundi, février 2, 2026
AccueilFaits-DiversFanolanana : Nosintomina dia nanamparan'izy enin-dahy ny habibiany

Fanolanana : Nosintomina dia nanamparan’izy enin-dahy ny habibiany

Tovovavy sendra nandalo tamin’ny toerana iray tsy atahorana loatra, saingy ny andro no efa maizimaizina. Teo no nisy lehilahy iray nangataka ny niresaka taminy. Nentim-pahatsorana ilay tovovavy ary niresaka. Nivoaka ny dimy lahy hafa izay efa niandry fotsiny tao ambadimbadika. Nosintomina ary nentina tao amin’ilay trano rava. Tao no nanamparan’ireo olon-dratsy ny habibiany. Marary ankehitriny ny tenany ary manaraka fitsaboana ao amin’ny tobim-pahasalamana an’ny fiangonana ao Vohémar. Ireo tompon’antoka kosa mbola mandeha ny fikarohana azy ireo.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

S'abonner à notre newsletter