- Publicité -
mardi, juin 17, 2025
AccueilFaits-DiversMiarinarivo Itasy : Mpianaka hita faty tanaty rano

Miarinarivo Itasy : Mpianaka hita faty tanaty rano

Tao anaty rano no hita ny razana.

Mpihanaka hita faty hita faty tany amin’ny Kaominina Zoma Beolaka distrikan’i Miarinarivo faritra Itasy ireo olona mianaka izay fantatra fa efa lehibe tamin’ny omaly alarobia 16 febroary sahabo tamin’ny 9 ora maraina. Araka ny fanazavan’ireo olona nahita maso dia nande moto izy ireo no nisolifatra tampoka teo amin’ny tetezan’Ankerindrano raha iny nikasa ny ande ho any Antranovy Arivonimamo iny. Raha vao nianjera tao anaty rano ny moto nitondra an’izy mianaka . Natao avy hatrany ny fikarohana azy mianaka raha vao nianjera tao anaty rano ny moto nitondra an’izy ireo. Vatana efa tsy misy aina intsony no hita ora telo taorian’ny fikarohana. Etsy an-kilany,nahitana fahasimbana tanteraka ilay moto nientin’izy ireo vokatry ny fianjerana mafy. Efa noraisin’ny fianakaviana an-tanana ny fikarakarana ny razana.

Yv Sam

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici