- Publicité -
mercredi, septembre 9, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversLeo delestazy : Notapahan'ny olona ny làlana tetsy Ambohimamory

Leo delestazy : Notapahan’ny olona ny làlana tetsy Ambohimamory

Rahoviana ihany vao hitsahatra ity haizina lavareny ity.

Tsy nahasakana ny olona intsony ny oram-be omaly alina. Tokony ho tamin’ny valo ora teo no nirohotra ny olona ary nametraka barazy teny amin’ny làlana Ambohimamory-Itaosy. Ireo monina ao Antanimenakely sy Ambohimamory no tena niakatr’afo noho ny fahatapahan-jiro lavareny izay manimba zavatra maro ho an’ny fiainan’ny mponina. Tamin’ny fotoana nanoratana dia efa tonga teny an-toerana ny mpitandro ny filaminana. Re koa fa nisy faritra hafa izay nivoaka koa ny olona ary naneho ny alahelony amin’ny Jirama.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici