Le président de la République, Andry Rajoelina, a répondu à vos questions dans ce nouveau format, « À vous la parole », où vous pouvez interagir avec différentes personnalités. Il a abordé différents sujets qui vous préoccupent ou qui vous interrogent face à nos caméras pendant près d’une heure.
–
Ny Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina, dia namaly ny fanontanianareo teto amin’ny « À vous la parole », izay ahafahanareo mifandray mivantana amin’ireo olom-patantra. Noresahany mandritra ny adiny iray latsaka manoloana ny mpanao gazety ireo lohahevitra mahaliana anareo sy manitikitika ny saina.
Koa aza misalasala mandroso hevitra mahakasika ireo olom-patantra tianareo hivahiny amin’ny fandaharana « À vous la parole » manaraka.
A vous la Parole : Andry Rajoelina répond à vos questions
Articles qui pourraient vous intéresser