- Publicité -
lundi, février 16, 2026
AccueilFaits-DiversLozam-pifamoivoizana

Lozam-pifamoivoizana

Nisehoana lozam-pifamoivoizana telo samy hafa teo an-drenivohitra ny sy manodidina, omaly. Teny Alasora, taxi-be iray no nivarina ary nandratra olona telo. Tany amin’ny faritr’i Fenoarivo, mpitondra moto iray no voadonan’ny fiara mpitatitra. Ireo nahita ny loza no nilaza fa nitsirara teo amin’ny arabe ilay nitondra kodiaran-droa. Efa hariva be, teny Manjaka, nitohana ny lalana mianavaratra amin’ny RN 3, fa nisy lozam-pifamoivoizana niseho ihany koa…

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter