- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversBefandriana : Zandary nitifi-tena indray

Befandriana : Zandary nitifi-tena indray

Tao Befandriana avaratra no niseho ny famonoan-tena. Nisokatra avy hatrany ny famotorana raha vao nitranga ny fahafatesan’ny zandary iray izay hatreto dia nitifi-tena no nahafaty azy. Amin’ny fisian’ny vonoan’olona toa izao dia misy hatrany ny fanadihadiana misokatra miompana amin’ny fidiran’ny bala sy ny fiantefany amin’ilay olona mba hahafahana mamaritra na namono tena na mety ho novonoina. Raha tsiahivina dia vao ny ny alakamisy teo koa no nisy zandary izay miasa eo anivon’ny hery vonjy taitra indray (Gsis) izay namono tena rehefa namono ny vady aman-janany. Io koa dia andrasana ny vokatry ny fanadihadiana, satria vonoan’olona maromaro no voakasika.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

  1. Trop de désolation ;
    Trop de déficit;
    Trop de forme d’ara-kiri pour un corps de maîtrise.
    La fébrilité psychologique devrait être un facteur d’inaptitude au recrutement.
    Sinon un coût et un coup perdus.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici