- Publicité -
mercredi, juillet 9, 2025
AccueilFaits-DiversAmbatolampy : Tovolahy iray maty tao anaty « piscine »

Ambatolampy : Tovolahy iray maty tao anaty « piscine »

Voan’ny « crampe » tao anaty toeram-pilomanosana ny tovolahy iray vao 20 taona. Tsy nisy nahatsikaritra loatra izy nandritr’izany, hany ka sempotra tao ary nitarika ny fahafatesany izany. Niaraka tamin’ny namany roa izy tamin’io fotoana io. Raha ny fanazavan’ny olona avy ao an-toerana dia efa olona telo izay no namoy ny ainy tao amin’io toerana io.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser