- Publicité -
mercredi, février 4, 2026

Tapatapany

#Andohatampenaka. Novoina avy eo natsipy tao Ikopa. Ny harivan’ny zoma tokony ho tamin’ny 5ora tany ho any no hitan’ny vatana mangatsiakan’ilay tovolahy niaraka tamin’ilay tovovavy nisy nanolana teny Andohatampenaka. Nahitana ratra teo amin’ny tendany sy ny tanany raha ny loharanom-baovao hatrany. Voalaza fa nendahina bandy roalahy ireto mpifantia ireto ny alakamisy alina teo. Teo anetrahan’izany dia nohadiadihana tao amin’ny biraon’ny zandary rakalakely.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter