- Publicité -
lundi, mai 12, 2025
AccueilFaits-DiversAmbatondrazaka : Ny fokonolona no nisambotra dahalo

Ambatondrazaka : Ny fokonolona no nisambotra dahalo

Ary dia tena nahomby tokoa izany. Omaly maraina dia dahalo telo no voasambotry ny fokonolona tao amin’ny tanàna antsoina hoe Befitra, eo anivon’ny kaominina Feramanga Avaratra. Mba tsy niharan’ny fitsaram-bahoaka izy ireo fa natolotry ny fokonolona ny mpitandro ny filaminana. Mbola nahatratrarana basy sy odigasy teny amin’ireo olon-dratsy izay tsy namelan’ny olona raha tsy azo. Vao avy nanafika tany Andaingo ireo dahalo ireo ary nikisaka tany Befitra no nifanehatra tamin’ny fokonolona marobe.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici