- Publicité -
lundi, septembre 15, 2025
AccueilFaits-DiversPolisim-pirenena

Polisim-pirenena

Manoloana ny zavatra nitranga nahafaty ny zanaky ny ministry ny Tanoro sy ny Fanatanjahantena, ny polisim-pirenena dia manao fanambarana fa ny fiankaviam-ben’ny polisy manerana ny Nosy dia miara- miory sy miombona alahelo amin’ny fiankavian’Atoa minisitra. Manameloka tanteraka ny fihetsika nataon’ilay polisy mpiambina. Ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia mandray ny andraikiny, maka lesona amin’ny zava-niseho ary handray ny fepetra rehetra, mba tsy hiverenan’ny toe-javatra mampalahelo toy ireny intsony.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser