- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversToliara : Adala niteraka zaza sampona, telo tongotra, iray ny vavorony

Toliara : Adala niteraka zaza sampona, telo tongotra, iray ny vavorony

Ramatoa iray adala sahabo ho 36 taona no niteraka zaza sampona ny alakamisy teo, tany Andranovory Toliara II. Raha ny fampitam-baovao voaray, dia misy tongotra telo sy vavaorona iray io zaza io ary voalaza fa nisy nivonto boribory teo amin’ ny fitombenany. Fotoana fohy taorian’ny nahaterahany dia namoy ny ainy avy hatrany ity zaza sampona ity. Telo taona talohan’izao, hoy hatrany ny vaovao voaray, dia efa niteraka zaza sampona ihany koa ity ramatoa sembana ara-tsaina ity.
Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser