- Publicité -
dimanche, juillet 27, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFilazana : Antsoina ireo mpianatra ho polisy haka ny taratasy fiantsoana azy

Filazana : Antsoina ireo mpianatra ho polisy haka ny taratasy fiantsoana azy

Ampahafantarina ireo rehetra nametraka antontan-taratasy mahakasika ny fanadinana handraisana ho mpianatra  polisy 650; izay hatao amin’ny 15 sy 16 novambra 2014    mba hanatona ao amin’ny birao misahana ny fandraisana ho mpianatra ho polisy taona 2014 (recrutement) eo anivon’ny minisiteran’ny Filaminam-Bahoaka Anosy eo amin’ny toerana nanaterana antontan-taratasim-panadinana, mba haka ny taratasy fiantsoana azy ireo, hoan’ny toeram-panadinana Antananarivo, fa hoan’ny hafa dia any  toeram-panadinana nosafidiany.

Samia mitondra kara-panondrom-pirenena malagasy sy tapakila fanamarinana nametrahana “dossier”.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser