- Publicité -
vendredi, novembre 28, 2025
- Publicité -

Tapatapany

#Rova Ambohidratrimo. Mbola saika may fanindroany indray. Taorian’ny fahamaizana tanety, efa saika nananontanona ny Rovan’Ambohidratrimo Marovatana afak’omaly. Loza izay voasoroka mialoha, noho ny fahatongavan’ny mpamonjy voina ara-potoana dia fantatra fa mbola nirehitra indray izany tokony ho tamin’ny 2ora maraina tany ho any. Nirehitra indray mantsy ny tanety ilany tamin’ny tehezan-tendrombohitra teo ambanin’ny Rova. Soa  fa mbola tsy nihetsika teny ireo mpamonjy voina ka nalaky voafehy izany afo izany.

#Analakely. Taolam-paty hitan’ny fokonolona. Omaly antoandro teo no nahitana taolam-paty  telo, teo ambanin’ny Arcade tetsy Analakely. Raha ny filazan’ireo nahitana dia lehilahy marary saina no nanipy ireo taolam-balo ireo, izay marihana fa, taolam-dava avokoa. Vao nanao izany izy dia nitsoaka teo an-toerana. Ireo taolam-paty sisa no navelany teo.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser