- Publicité -
dimanche, septembre 14, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBetioky Atsimo : Basy Kalach iray hita tao anaty lava-bato

Betioky Atsimo : Basy Kalach iray hita tao anaty lava-bato

Miparitaka ny basy amin’izao. Noho ny fiaraha-miasan’ny fokonolona sy ny miaramila dia basy kalach iray niaraka tamin’ny tranom-bala (chargeur), izay tsy nahitana bala tao anatiny, no saron’ny miaramila avy ao amin’ny kompania 506 Bezaha, tao amin’ny fokontany Besavoa Isondry, any amin’ny kaominina Vatolatsaka, faritra mena amin’ny asan-dahalo ikoizan’ny mpitandro ny filaminana ny fidirana ao, any amin’ny distrikan’i Betioky Atsimo, omaly naraina. Ny mpiray dina ao amin’ity fokontany ity no nahita an’ity “ kalach ” mitondra ny nomerao 3504 ity tao anaty lava-bato iray, ka nampilaza avy hatrany ny mpitandro ny filaminana, hoy ny fampitam-baovaon’ny mpitandro filaminana any an-toerana. Misokatra ny fanadihadiana ahitana ny tena marina.

Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser