- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025
AccueilFaits-DiversLalàna momba ny sigara : Nidina an-tsehatra tampoka ny pôlisy

Lalàna momba ny sigara : Nidina an-tsehatra tampoka ny pôlisy

Toeram-pisakafoana iray etsy amin’ny 67 ha, no nosafoin’ny pôlisy tampoka ny faran’ny herinandro teo. Izany dia mba ho fampiharana ny lalàna momba ny fandraràna ny fifohana sigara anatin’ny toerana mihidy na toerana mifefy, na fandraisana olona, toeram-pisakafoana, hotely fandraisam-bahiny, fiara fitanteram-bahoaka. Ny pôlisy misahana ny boriborintany fahafito niaraka tamn’ny tompon’andraikitry ny OFNALAT no nanatontosa an’izany. Tsikaritra ary fa, mba nanara-dalàna ilay toerana : hita teny amin’ny rindrina rehetra ny petadrindrina mandrara ny tsy fifohana sigara. Tsy nisy tratra am-bodiomby nifoka ihany koa tamin’io fotoana io. Nanazava ny pôlisy, fa haverimberina ny hetsika toa izao, mba hampiharana ilay lalàna izay nihatra nanomboka ny 03 oktobra lasa teo.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser