- Publicité -
samedi, mai 10, 2025
AccueilFaits-DiversToliara :  Loza an-dranomasina tao Andaboy

Toliara :  Loza an-dranomasina tao Andaboy

Efa hita ny razana iray Tafiakatra an-tanety androany alarobia maraina tao Andaboy Toliara ny nofo mangatsiakan’ilay lehilahy nivadika tamin’ny lakana ny alatsinain’ny paska teo rehefa tsy hita fa natelin’ny rano efa ho roa andro lasa izay. Nahitana rà tamin’ny lohany nandritra ny fahitana ny razana ary olona manana fahasembanana ara-batana izy io raha ny fahitana azy. Mbola mandeha kosa ny fanadihadiana ataon’ireo manam-pahefana mahakasika ny mety nahatonga ny loza Amin’izao ora anoratanay izao kosa dia tsy mbola hita i Tovondrainy Felix 20 taona izay jamba ka natelin’ny rano tao Andaboy ihany koa ny alatsinain’ny paka teo, rehefa nilomano niaraka tamin’ireo namany jamba toa azy Mbola mitohy ny fikarohana azy. Fantatra moa fa dia athleta fanta-daza eo amin’ny fanatanjahantena natokana ho an’ny sembana i Tovondrainy Felix, satria anisan’ny nandray anjara tamin’ny tamin’ny lalaon’ny Nosy farany teo izy izay nahazahoany Medaly volamena teo amin’ny 100 metatra.

Francis  Ramanantsoa

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici