- Publicité -
dimanche, février 15, 2026
AccueilFaits-DiversSisin’Ikopa : Feno « chambre » anaty lobolobo

Sisin’Ikopa : Feno « chambre » anaty lobolobo

Tsy misy tafo, tsy misy gorodona. Lamba no natao rindrina efatra. Dia izay no ampanofaina ireo mpivarotra fahafinaretana izay mitondra mpanjifa ao. Misy izany ankehitriny eny amin’iny moron-dranon’Ikopa iny. Efitra roa ny ao anatiny ka ny iray dia natao fidiovana ary ny faharoa kosa firaisana ara-nofo. Ny ranon’Ikopa ihany mazava ho azy no ampiasaina ao anatin’ity orinasa hafahafa ity. Tena tonga amin’izany ankehitriny ny zava-misy eto an-drenivohitra noho ny antony tsy mila hazavaina intsony. Tonga teny an-toerana ny tompon’andraikitry ny fahasalamana nanentana ireo mpivaro-tena mahakasika ny areti-mifindra sy ny manodidina izany.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

S'abonner à notre newsletter