- Publicité -
dimanche, août 17, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFJKM Anosisoa Fitiavana : Alahadin’ny Taranaka

FJKM Anosisoa Fitiavana : Alahadin’ny Taranaka

Hotontosaina amin’ny alahady faha-21 desambra 2014 ny Alahadian’ny Taranaka eto amin’ny FJKM Anosisoa Fitiavana Ambohimanarina. Ny mpitandrina delege, ny biraon’ny fiangonana ary ny Fiangonana dia manasa ny taranaka rehetra manerana ny nosy hiara-miombom-bavaka amin’io fotoan-dehibe io. Hanomboka amin’ny 9 ora ny fotoana. Hisy fiaraha-mandray ny fanasan’ny Tompo ary koa sakafo AGAPE. Hanomboka amin’ny 7 ora sy sasany maraina ny fandraisana ny vokatra isan-taranaka.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser