- Publicité -
vendredi, septembre 26, 2025
AccueilFaits-DiversAntananarivo : Mirongatra indray ny varotra amoron-dàlana

Antananarivo : Mirongatra indray ny varotra amoron-dàlana

Manakaiky ny fetin’ny faran’ny taona. Mihamaro ihany koa ny mpivarotra hany ka mirongatra indray ny varotra amoron-dàlana manerana ny renivohitra.  Isan’ny mahatonga izany ny fisian’ireo antsoina hoe « bazar de noël », samihafa. Ny tsapa anefa amin’ireo faritra sasany dia toa entana tsy misy  ifandraisana amin’ny krismasy, toy ny hanimasaka no amidy eny amoron-dàlana.  Mazava ho azy fa miteraka fitohanan’ny fifamoivoizana ireny. Tsy vitan’izany fa dia mahatonga tsy fandriampahalemana koa izany, ary ahiana hidongy tsy hiala eny intsony ireo mpivarotra amoron-dàlana aorian’ny fety.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser