- Publicité -
vendredi, septembre 11, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversToamasina : Mpiambina matin’ny jiolahy

Toamasina : Mpiambina matin’ny jiolahy

Niantso vonjeo rehefa nahatsikaritra olon-dratsy tao amin’ny toerana arovany, tsarok’antsy avy hatrany no valin’izany. Teratany vahiny no tompon’ny trano ary ity tovolahy erotrerony ity no nampiandraiketina ny fiambenana. Isan-kerinandro dia tsy maintsy misy ain’olona latsaka hatrany ao Toamasina noho ny tsy fandriampahalemana. Na ny jiolahy no voatifitry ny mpitandro ny filaminana na ny olon-tsotra no matin’ny jiolahy. Lasa faritra mena tanteraka amin’ny asan-jiolahy Toamasina satria misesy loatra ny ankitifitifitra ao an-toerana. Efa betsaka ihany izay jiolahy maty izay saingy mbola misy mahasahy ihany, ary tena tsy menatry ny mitifitra na manatsatoka antsy, mamono mahafaty.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici