- Publicité -
dimanche, mai 4, 2025
AccueilFaits-DiversAndravoahangy : Tsy ampy taona roa nanendaka

Andravoahangy : Tsy ampy taona roa nanendaka

Solosaina sy finday no teny amin’izy roa lahy. “Tsy fanta-piaviana”, hoy ny polisy. Ireo farany rahateo no nisambotra ireo tsy ampy taona roa lahy, nandritra ny hetsika Bemidina. Samy niaiky ny helony ireo tanora rehefa nohadihadiana voalohany tao amin’ny biraon’ny polisy ao Antaninandro. Koa satria mbola tsy ampy taona izy ireo dia natolotra ny polisy misahana ny zaza sy ny olona marefo ary miady amin’ny heloka mamoafady ny tohin’ny fanadihadiana. Ireo entana halatra kosa dia mbola nogiazana ary miandry ny tompony izay tokony miaraka amin’ny taratasy fanamarinana.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici