- Publicité -
mardi, septembre 16, 2025
AccueilFaits-DiversANTSIRABE : Andraikitry ny rehetra ny fiarovana ny zon’ny ankizy hoy ny...

ANTSIRABE : Andraikitry ny rehetra ny fiarovana ny zon’ny ankizy hoy ny OSCAPE

Notolorana mari-pankasitrahana ireo nahavita be tao @ oscape

Manana andraikitra amin’ny fiarvana ny ankizy ny zony feno ny daholo be hoy ny teo anivon’ny OSCAPE na « Organisation de la Societé Civele d’Antsirabe pour l’Enfance » izany rahateo no loahevitra noentin’izy ireo nanamarihana ny fihaonam-ben’ny fikambanana, mpisehatra amin’ny fiarovana ny zon’ny ankizy.

Miseho amin’ny endrika maro ny tsy fanajana ny zon’ny ankizy eny amin’ny fiaraha-monina eny na ara batana izany na ara moraly. Eny fa na ao antokatran aza dia ahitana ny tsy fanjana ny zon’ny ankizy, efa manao ezaka ny mpisehatra miasa amin’izy ity saingy ila fiaraha misalahy sy fiaraha mientan’ny dahobe izany. Nanoloana ny tsangambato teto Antsirabe no nanamarihana ity fihaonam-ben’ny mpikambana ity ka nisy ny fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpiara miasa akaiky ny OSCAPE.

Andry N.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici