- Publicité -
vendredi, octobre 31, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAndriba-Maevatanàna : Mitaky ny fialan'ny bén'ny tanàna am-perinasa ny mponina

Andriba-Maevatanàna : Mitaky ny fialan’ny bén’ny tanàna am-perinasa ny mponina

Ny Alarobia faha 29 Oktobra taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny efatra ora hariva tany ho any no niara nifamory ireo Ray aman-dreny sy ny solotenan’ny mponina any amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Andriba, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny amin’ny fitakiana fialan’Atoa bén’ny tanàna am-perinasa any an-toerana nohon’ny kolikoly sy fanararaotam-pahefana, sady nangataka ny hanoloana PDS an’ity farany tsy misy hatak’andro ihany koa, izy ireo. Saingy nanamafy hatrany ny mpanao fitakiana fa tsy halevan’ ireo hamonjy biraom-piasan’ny intsony ny ben’ny tanàna manomboka izao, raha ny angom-vaovao voaray hatrany. Eto am-pamaranana ny lahatsoratra dia tsara hatrany mampahafantatra fa in-droa lany nandritra ny fifidianana ben’ny tanàna, tamin’ny anarany antoko politika Irmar ny lehilahy.

Ratantely

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici