- Publicité -
mercredi, décembre 10, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversToamasina renivohitra : “Maro ireo mpianatra tsy tonga”, hoy ireo mpanabe

Toamasina renivohitra : “Maro ireo mpianatra tsy tonga”, hoy ireo mpanabe

Tena manontany tena ireo mpanabe sy ireo mpampianatra eto Toamasina, fa maroo amin’ireo mpianatra tsy tonga any am-pianarana. Ambara fa marary avokoa izy ireo, ary mbola misy koa ireo mpianatratona ihany fa mangataka ny hody vokatry nytsy fahasalamana. Namoaka tarehimarika mihintsy izy ireo, fa amin’ireo mpianatra manodidina ny 70 dia tsy tonga mihintsy ny éà amin’izy ireo ary manodidina ny 05 ny mangataka mody. Raha ny fanazavana voaray dia misy karazana valanaretina eto Toamasina, ka ny fitrangany dia mafana hoditra, mangotsoka ny vanin-taolana, marary an-doha be; misy milaza fa misy varalaretina Dengue, chikunguonia,… ary covid-19 ankehitriny eto Toamasina. Tsy mbola voamarina avokoa izany fa raha ny tranga miseho toa ireo tranga hita. Miandry ny fanazavana ataon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka amin’ny tranga misy, hisorohana ny tranga sarotra mikasika azy ity, izay manao dokotera ten any ankamaroany olona noho ny tsy fisian’ny eo am-pelentanana. Voalaza ihany koa fa ahitana tranga na kitrotro amin’izao raha ny zava-misy sy hita indrindra ireo toeram-pitsaboana ireo zaza misy eto, miandry fanamarinana avy amin’ny mpitsabo anefa izany.

Malala Didier

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici